Entry | 1 renivitsika |
Elementary words | 2 reny, vitsika |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Karazam-bibilava mipetraka amin' ny lava-bitsika ary voalaza fa fahanan' ny vitsika ka rehefa matavy tsy afa-mivoaka ny lavany dia haniny; somary manjamanja ny volony ary fisapisa-doha ny bikany [1.1] |
Explanations in French |
5 serpent qui habite dans les fourmillières et qu'on dit engraissé par les fourmis [1.54] |
Vocabulary |
6 Zoology: reptiles, amphibians |
Analogs | 7 renimanditra |
Proverbs | 8 Proverbs containing the word renivitsika |
Updated on 2023/06/12 |