Entry | sakeli-mihoa-joro | |
Elementary words | sakelika ; mihoatra ; -joro (zoro) | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Enti-milaza izay rehetra mihoatra ny tsy tokony hihoarany (ny zoro amin' ny trano kotona dia ny hazo atao amin' ny zoron-trano efatra, ka raha ny rindrina indray no mihoatra ireo zoro ireo dia hafahafa) [1.1] | |
Explanations in French | (de hoatra : action de dépasser, de franchir, et zoro : l'angle, la coupe après une taille) rejets, drageons servant à reproduire une plante [1.196] | |
Vocabulary | Botany ~ Economy: agriculture | |
Proverbs | Proverbs containing the word sakeli-mihoa-joro | |
Updated on 2023/11/24 |