Entry |
sazy
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | Sahaza, tandrify, tiana: Sazinao ve ity satroka ity hovidiko ho anao? [1.1]
|
|
Entry |
sazy
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fampangirifiriana ny vatana, atao amin' ny olona iray nanao hadisoana mba hamaizana azy; famaizana; vola ampandoavin' ny fitsarana olona iray voaheloka [1.1]
|
Explanations in English | A fine, punishment [1.7]
|
Explanations in French | Amende, punition [1.196, 1.8]
|
| Sanction, punition, peine [1.13]
|
Derivatives |
Compound words |
|
|
Entry |
sazy
|
Part of speech | noun
|
Explanations in French | [Betsimisaraka]
Nom d'un arbre de 10 à 12 m à tronc souvent sinueux. Bois tendre, léger, blanc. [1.196]
|
Vocabulary |
|