|
|
|
|

Entry1  sempotra
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Tsy afa-miaina noho ny hafanana be loatra: Sempotry ny hafanana aho izany 4  Tsy avy miaina noho ny tsy fisian' ny rivotra na ny fibosesiky ny rivotra be loatra, misanehaka noho ny hazakazaka: Nihazakazaka aho ka sempotra ~ Rehefa mandeha ny aotomobilina ka mivoha ny varavarana, mila ho sempotra ny zazakely ~ Sokafy aho fa sempotra 5  Be raharaha na ahiahy na alahelo ka toa tsy afa-miaina noho ny fahasahiranana: Sempotry ny volan' olona Rakoto ~ Mbola sempotry ny fanadinana aho ka tsy afa-manoratra [1.1]
Explanations in French  6  Essoufflé, haletant, étouffé, suffoqué: Nihazakazaka aho ka sempotra (J'ai couru et je suis tout essoufflé) ~ Sempotry ny hafanana aho (Je suis étouffé par la chaleur) 7  Figuré: accablé d'embarras, de tristesse, vivement impressioné: Sempotry ny volan' olona aho (Je suis dans le plus grand embarras à cause de mes dettes) ~ Sempotry ny alahelo izy (Il est accablé de tristesse) [1.3]
Examples  8  sempotra dia sempotra izy, toa nenjehin'inona. [2.324]
9  Nitombo be ny kohaka sy ny hafanan' I Solo iny alina iny, sempotra be ny fiainany. [2.472]
Derivatives 
10  Active verbs :
11  Passive verbs :
12  Relative verbs :
13  Names :
14  Adjectives :
Analogs  15  ana, tsy avy miaina, mikoika, mihehaka, misanehaka, misefosefo, misohika, any am-bolon-tsofina ny aina, mitranga ny lela

Updated on 2020/07/31