|
|
|
|

Entry1  sikidy alanana
Elementary words  2  sikidy, alanana
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  amin' ny sikidy alanana, izay sarotra noho ny joria, dia misy kitranotrano 36, izay manao toa sarina efamira telo, fa jama sy taraiky ihany koa no fipetraky ny voa; rehefa voalahany amin' ireo kitranotrano ny voa, ka eo no mahasarotra azy, dia vakin' ny mpisikidy eo ny valin' ny fanontaniana natao taminy [1.1]
Vocabulary  5  Religions, Beliefs
Analogs  6  sikidyjoria

Updated on 2023/10/02