|
|
|
|

Entry (1/2)1  sikina
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Economy: clothing
Explanations in Malagasy  4  Lamba ahodidina ny tena ka midina hatreo amin' ny lohalika: Naka lamba hataony sikina Rasoa dia lasa nanome hanina ny akoho amam-borony [1.1]
5  Fanodidinana lamba ny tena, ka ho an' ny lehilahy, eo amin' ny valahana no fatorana ilay lamba, fa eo ambany helika kosa ho an' ny vehivavy [1.1]
Explanations in English  6  A cloth worn around the waist [1.7]
Explanations in French  7  étoffe qu'on porte autour des reins [1.8]
Examples  8  nisikina niasa mafy izy, sikina natao tery am-balahana izany satria tsy nisy ny natao tao an-kibo. [2.472]
Morphology 
9  Simple :
10  Prefixed :
Derivatives 
11  Active verbs :
12  Passive verbs :
13  Relative verbs :
14  Nouns :
15  Adjectives :
Compound words 

Entry (2/2)18  sikina
Part of speech  19  noun
Explanations in Malagasy  20  Famorana na hasoavana: Sikin-jaza [1.1]
21  Hafanam-po, faharisihana amin' ny asa [1.1]
Morphology 
22  Simple :
23  Prefixed :
Derivatives 
24  Active verbs :

Anagrams  25  kisina, sikina

Updated on 2023/07/22