|
|
|
|

Entry1  solitany
Elementary words  2  solika, tany
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Ilo avy any anaty tany, izay manan-toetra manokana mety mirehitra ka ampiasaina anaovana jiro, fa indrindra akana lasantsy. (Ny solitany dia manana fofona azy manokana ary maivana kokoa noho ny rano ka mitsinkafona rafla miaraka aminy)
Explanations in English  5  [1.7] kerosene, paraffin oil
Explanations in French  6  [1.8] pétrole
Examples  7  Tsy hita teo an-toerana ny sira, ny siramamy, ny savony, ny solitany, ny sigara, ny kahie, ny lamba. [2.472]
Vocabulary  8  Chemistry

Anagrams  9  atsilony, solitany, tsiloina

Updated on 2023/12/01