Entry | 1 sompanga |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Karazam-balala lehibe sady matanjaka, fahita amin' ny tany mafana lava bozaka. (Valala vavy lehibe toy ny adrisa ny sompanga ka noheverin' ny ntaolo ho tsara sy ambony fa hoy ny mpikabary raha miala tsiny: "Tsy mba ny sompanga mpiantendro vero izahay fa ny kijeja mifanafosafo amin' ny ahipalana") [1.1] |
Explanations in English |
4 a species of grasshopper [3.1] |
Explanations in French |
5 une espèce de sauterelle [3.1] |
Examples |
6 ary sompanga no ody zaza halainao ao. [2.69] |
Vocabulary |
7 Zoology: invertebrates |
Compound words |
|
Hyperonym |
|
Co-hyponyms |
|
Proverbs | 32 Proverbs containing the word sompanga |
Quotes | 33 Texts mentioning sompanga |
Updated on 2024/10/30 |