Entry |
tanamasoandro
|
Elementary words | tana- (tanana) ; masoandro |
Part of speech | noun
|
Explanations in English | The rays of the sun; the spokes of a wheel [1.7]
|
Explanations in French | Rayon du soleil; rayon d'une roue [1.8]
|
| Rayons de soleil [2.415]
|
Examples |
1 | Efa tolakandro tamin'izay, ary ny tanamasoandro efa nitsidika isam-baravarana.
[2.324]
|
2 | Toa nisava kely ny fara-vodilanitra, ary ny tanamasoandro namirapiratra teny amin'ilay renirano ka nandefa taratra nipaka tamin'ny ravin-kazo maitso teny amin'ny kirihitrala teo ambony atsinanana.
[2.324]
|
|
|
Entry |
tanamasoandro
(tanana, masoandro)
|
Part of speech | noun
|
Explanations in French | Les pièces de cinq francs du Mexique et de l' Uruguay portant l' image du soleil [2.415]
|
Vocabulary |
|
Entry |
tanamasoandro
(tanana, masoandro)
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Karazan-javamaniry manome vony mavo [1.13]
|
Explanations in French | Tournesol, helienthus [1.13]
|
| [Merina]
(de tanana : dans le sens de rayons ; et
masoandro : soleil).
Helianthus annuus L. (Asteraceae). Le Tournesol, introduit et cultivé. Cité dans le Dictionnaire de Malzac.
[1.196]
|
Scientific name | Helianthus annuus |
Vocabulary |
|