|
|
|
|

Entry (1/2)1  tandroka
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Zoology: (in general)
Explanations in Malagasy  4  Zavatra mafimafy toy ny taolana mipoitra eo an-dohan' ny biby sasantsasany toy ny omby, ny osy,... ka ataony fiadiana sy hiarovany tena amin' ny fahavalony [1.1]
Explanations in English  5  A horn [1.7]
Explanations in French  6  Corne [1.8, 1.13]
7  Cornes des animaux [1.196]
8  Pour les plantes, fruits ayant la forme de cornes : double follicule de nombreuses Apocynaceae [1.196]
9  En médecine populaire : nom des ventouses, parce qu'on faisait à l'origine, les ventouses avec la corne évidée d'un boeuf, percée à son sommet. [1.196]
Examples  10  Ny trano kotona dia avo loka, be sakana, lava tandroka. [1.437#]
Derivatives 
11  Active verbs :
12  Passive verbs :
13  Relative verbs :
14  Nouns :
Compound words 
Toponyms 
Proverbs  23  Proverbs containing the word tandroka
Tables and plates  24  Shapes of Cattle Horns
Article  25  Randzavola: tandroka ao amin' ny Baiboly

Entry (2/2)26  tandroka
Part of speech  27  noun
Explanations in Malagasy  28  Olona ambony ara-pahaizana na ara-pahefana ka miahy sy miaro ny vahoaka ary mitsangana ho voninahiny: Ianareo foloalindahy no tandroky ny firenena [1.1]
Examples  29  Ny faherezana hitondra fanjakana no tandroka. [2.48]

Anagrams  30  tandroka, tondraka

Updated on 2024/01/18