Entry | tanisa (isa) | ||||||||||||
Part of speech | noun | ||||||||||||
Explanations in Malagasy | Kilalao enti-manisa ka toy izao no fanao izany: atsipy ambony ny vatokely, dia tantazana amim-pahakingana tsy avala ho latsaka ary dia atsipy haingana indray, ary dia toy izany hatrany hatrany [1.1] | ||||||||||||
Explanations in English | A game of jacks involving counting [1.7] | ||||||||||||
Explanations in French | Jeu d'enfants qui consiste à compter tout en jonglant des cailloux; jonglerie [1.8] | ||||||||||||
Vocabulary | Game | ||||||||||||
Derivatives |
| ||||||||||||
| |||||||||||||
Anagrams | tanisa, tsiana |
Updated on 2020/07/31 |