Entry | teboka aman-paingo | |
Elementary words | teboka ; amana ; paingo | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Mari-pijanonan-tsoratra: -a) entina manavaka fizarazaram-pehezanteny feno fa tsy tanteraka: Avy hatrany dia nanatona andrainy ilay zaza mpandany; niankohoka teo an-tongony dia nifona taminy -b) mba hampisaraka tapa-pehezanteny izay efa samy misy faingo: Toy izao no fipetrakay: teo varatra, i dada; teo atsimo, i neny... [1.1] | |
Explanations in English | Semicolon [3.1] | |
Explanations in French | Point-virgule [1.5, 1.13] | |
International symbols | ";" [3.1] | |
Vocabulary | Linguistics | |
Analogs | teboka roa ~ teboka telo ~ teboka famaranana | |
Tables and plates | Punctuation marks | |
Updated on 2023/01/01 |