|
|
|
|

Entry1  tenim-pirenena
Part of speech  2  locution
Vocabulary  3  Linguistics
Explanations in Malagasy  4  tenin'ny firenena iray mahaleo tena ifandraisany amin'ny firenena hafa ary tsy hain'olon-kafa raha tsy ianarana [1.13]
Explanations in French  5  langue nationale [1.13, 1.5]
Elementary words  6  teny, firenena

Updated on 2023/06/08