Entry (1/2) | 1 tenin-dahy |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 Teny henjana sarotra ifampiraharahana [1.1] |
Explanations in French |
4 Paroles fortes, difficiles à digérer [1.3#696] |
Elementary words | 5 teny, lahy |
Entry (2/2) | 6 tenindahy |
Part of speech | 7 noun |
Vocabulary |
8 Botany 9 Health |
Explanations in Malagasy |
10 Karazan-tenina maina amin' ny ririnina. Karazan' ahitra atao hoe tenina izay misy voniny mena (ny kitenimbavy kosa na tenimbavy, fotsy ny voniny); samy maharary fanindrona ny tongotra izy ireo eo ampitsiriany [1.1] |
Explanations in French |
11 (de tenina (1) et lahy : hommes ; « le délassement des hommes » ; par opposition au tenimbavy). Gladiolus garnieri Klatt (Iridaceae). Nom relevé par Bojer vers 1820 avec la graphie « tenen-dahi ». Les bulbes étaient utilisés comme purgatif, pas toujours sans danger. [1.196] |
Examples |
12 tenindahy, ny vody ny asaina, dia atao amy ny bandrina sy amy ny vody, dia sotroina. [2.48] |
Synonyms | 13 kitenindahy |
Elementary words | 14 teny, lahy |
Compound words |
|
Scientific name |
|
Updated on 2024/03/29 |