Entry | tolona | |||||||||||||||
Part of speech | noun | |||||||||||||||
Explanations in Malagasy | [Bezanozano, Tambahoaka] [ toloña ] Ady (lalao) [1.78] | |||||||||||||||
Fifampibedana hifandavo; fifandraisana hanao izay hampianjera ny andaniny: Anisan' ny kilatao henjankenjana ny tolona Ady atao mba hahazoana zava-tsoa iray: Mitohy ny tolona momba ny fahafahana [1.1] | ||||||||||||||||
Explanations in French | Lutte [1.13] | |||||||||||||||
Examples | Tsy misy lehilahy sy vehivavy, hoy izy namarana ny teniny, amin' ny tolona ho famonjena ny firenena.
[2.472] | |||||||||||||||
Vocabulary | Game | |||||||||||||||
Morphology |
| |||||||||||||||
Derivatives |
| |||||||||||||||
| ||||||||||||||||
Proverbs | Proverbs containing the word tolona | |||||||||||||||
Anagrams | ntaolo, tolona |
Updated on 2020/07/31 |