|
|
|
|

Entry1  tsanganolona
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Economy: finances, management
Explanations in Malagasy  4  Anaram-bola farantsa volafotsy izay misy sarin' olona telo mitsangana [1.1]
Explanations in French  5  "Où les personnages se tiennent debout" : les pièces de cinq francs de la République française portant sur un côté des images allégoriques de personnes se tenant debout. [2.415#6630]
Examples  6  Rehefa izay, dia nakisany teo amin' ny teo amin' ny latabatra teo an-joro firarazana ny seza nipetrahany, nangataka fitaratra izy, natsilaniny teo ambonin' io latabatra io, ary naka vola volafotsy tsanganolona avy any am-paosiny any, najorony kinarinarina teo ambonin' ilay fitaratra. [2.472]
Elementary words  7  tsangana, olona

Updated on 2023/01/01