Entry | vahindanitra | |
Elementary words | vahiny ; lanitra | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Antokon-kintana tsy hita isa mifanakaiky ka toa mitankosina fotsy ary manaraka faritra lehibe lavalava ka mova tsy toy ny vahy mandadina eo afovoan' ny habakabaka [1.1] | |
Explanations in French | [ vahin-danitra ] La voie lactée [1.3] | |
Vocabulary | Astronomy | |
Updated on 2023/10/18 |