|
|
|
|

Entry1  varifitoventy
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Economy: finances, management
Explanations in Malagasy  4  Anaram-bola mitovy amin' ny variraiventy impito, izany hoe mitovy lanja amin' ny voambary fito, ka ny sandany dia dimy santima amin' ny vola ankehitriny (0,05f) [1.1]
Explanations in French  5  Le poids de sept grains de riz; cinq centimes [1.3#813]
Examples  6  Aza maka na dia varifitoventy aza amin' izay fananana navelan-dRabery. [2.499#]
7  Ny varifitoventy sahy kianja
ny ilavoamena mitam-pihavanana
fa ny ariary no vola malaza
nefa varidimiventy namidy vozon-kena aho
[2.131]
Elementary words  8  vary, fito, venty
Proverbs  9  Proverbs containing the word varifitoventy

Updated on 2023/11/24