|
|
|
|

Entry1  voalavofotsy
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Zoology: mammals
Explanations in Malagasy  4  Karazam-boalavo misy fofona, matsilo vava ary maneno tahaka ny fody, tsy tian' ny saka hohanina (voalavofody no iantsoan' ny Tanala ny voalavofotsy) [1.1]
Explanations in French  5  Rat blanc [1.3#843]
Elementary words  6  voalavo, fotsy

Updated on 2023/08/15