|
|
|
|

Entry1  voaroy
Root  2  voa, roy
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Anarana iombonan' ny karazan-kazo madinidinika maro, misy voany menamena kely
Explanations in English  5  [1.7] the mulberry and similar fruits
Explanations in French  6  [1.8] le mûrier; son fruit
7  [1.196] (de voa : fruit ; et roy : épines, plante épineuse). Nom générique des Ronces ou rubus (Rosaceae). Voir les mots de voarointsaka à voarointsilo.
Examples  8  Ny hazo voaroy ihany no hazo voangaly. [2.69#222]
9  Ramielovola Ramielovoahangy ny nifiny dia vato lahatra ny tanany dia vanim-bero ataonao ho trandraka anaty voaroy ve aho Randriamatoa? [2.131#49]
Vocabulary  10  Botany: tree
Synonyms  11  hazondandy, voaroihazo
Phytonyms 
Proverbs  14  Proverbs containing the word voaroy
Article  15  Randzavola: voaroy ao amin' ny Baiboly

Anagrams  16  roaivo, voaory, voaroy

Updated on 2022/07/30