|
|
|
|

Entry1  volena
Root  2  voly
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Enti-milaza ny tany asiana voly: Voleo tsaramaso ity tany ity, ary itsy kosa voleo katsaka. (Tsara hotsahivina fa ny "ambolena" dia enti-milaza ny zavamaniry, ny masomboly mihitsy, fa ny "volena" kosa enti-milaza ny tany na toerana asiana azy: Amboleo atsy avara-trano ity taho-mangahazo ity -- Voleo mangahazo atsy avaratrano)
Vocabulary  5  Economy: agriculture
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
9  Imperative :
Compound words 

Anagrams  11  alevon, levona, nalevo, velona, volena

Updated on 2023/01/20