Entry | voronandrano | ||||
Elementary words | vorona ; rano | ||||
Part of speech | noun | ||||
Explanations in Malagasy | Karazam-borona, toy ny angaka, arosy... mivelona eny amin' ny hetrina; toy izao ny toetoetra manokana ananan' ny voronandrano: fohy ny tongony fa mafy ny hoho amin' ny loha rantsany ary misy hoditra manify mampikambana ny rantsana efatra ho toy ny fivoy [1.1] | ||||
Examples |
| ||||
Vocabulary | Zoology: birds | ||||
Updated on 2023/11/20 |