|
|
|
|

Entry1  zafin-dohalika
Part of speech  2  locution
Vocabulary  3  Relationships: family
Explanations in Malagasy  4  Zanaky ny zafiafy, na taranaka fahefatra [1.1]
Explanations in French  5  La quatrième génération [1.3]
6  Quatrième génération [1.54]
Examples  7  Tsy tokony hatao hahakivy anefa io toe-javatra farany io fa mainka koa aza isika tokony hanomboka tsy misy hataka andro ny raharaha rahatiana ny hioty ny « vokany » ny zafindohalika. [4.27]
Elementary words  8  zafy, lohalika

Updated on 2023/06/08