Entry | 1 zafy mafy |
Elementary words | 2 zafy, mafy |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] enti-milaza ireo zafikely efa lavitra dia lavitra ka tsy mba mitomany intsony raha mandre fa maty ireo kazaha na razam-beny tany aloha |
Explanations in French |
5 [2.415] petits-fils insensibles. On appelait de ce nom les descendants éloignés parce qu' ils ne pleuraient guère à la mort de leurs vieux ancêtres |
Vocabulary |
6 Relationships: family |
Synonyms | 7 zafy tsy torana |
Anagrams | 8 fifiazam, zafy mafy |
Updated on 2023/04/16 |