Entry | 1 zezika |
Part of speech | 2 noun or adjective |
Explanations in Malagasy |
3 zavatra manomboka ho lo na namboarina ara-pomba simika afangaro amin' ny tany na alafika azy mba ho sakafon' ny zavamaniry ambolena na hahatsara ny tany 4 famelezana amim-bono, fikapohana mafy 5 be dia be, izaitratra [1.1] 6 zaka ampiasaina hahalonaka ny tany [1.13] |
Explanations in English |
7 manure, fertilizer [1.7] |
Explanations in French |
8 engrais [1.3.fr#872, 1.8, 1.13] 9 fumier [1.3#872, 1.8] 10 nombreux [1.3#872] |
Examples |
11 Asiana zezika ny tany mba ho lonaka. [2.117] 12 Ataovy be zezika ireto zana-boankazo ireto [1.1] 13 Tsy avy amin' ny mololo sy ny zezika izany e. [2.470] 14 zezika no sakaiza, fangady no fati-dra, sobiky no namana; [2.69] |
Vocabulary |
15 Economy: agriculture |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Anthroponyms |
|
Anagrams | 25 azezik, zezika |
Updated on 2023/10/07 |