|
|
|
|

Entry1  zoto
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Faharisihana, fanaovana asa na zavatra an-taitrapo ary amim-paharisihana
Explanations in English  4  [1.7] zeal, diligence;
Explanations in French  5  [1.8] zèle, diligence; application
Examples  6  Nanery tena moa fa ny zoto tsy eo. [2.4#]
7  Fa tsy misy mafy tsy laitry ny zoto, hoy ny fahendren' ny Ntaolo. [2.285#]
8  Ny mandeha tsy zoto, ny mitoetra tsy laina fa raharaha ifanomanana ka samy manao ny tandrifiny. [2.587#]
Vocabulary  9  Emotions
Derivatives 
10  Active verbs :
11  Relative verbs :
12  Names :
13  Adjectives :
Compound words 
Proverbs  15  Proverbs containing the word zoto
Quotes  16  Texts mentioning zoto

Anagrams  17  tozo, zoto

Updated on 2024/01/13