Index |
| ||||||||||||||||||||
Proverbs : afoizo | |||||||||||||||||||||
Proverb 1 | Afoizo aho raiko tsy hiasa, hoy ny taim-piraka. [2.653 #23, 2.558] | ||||||||||||||||||||
Proverb 2 | Akoholahy tsy maneno toy izay lasan-kary. [2.415 #744, 2.165]
Akoho tsy maneno toy izay lasan-kary [1.3] Akoho tsy naneno ohatra izay lanin' ny kary. [1.1 #45] Akoho tsy naneno ohatr' izay lasan' ny kary. [1.1 #45] Akoho tsy naneno toy izay, afoizo fa lasan' ny kary. [2.558] Raha akoholahy tsy naneno toy izay, afoizo fa lasan' ny kary. [2.558 #3545] | ||||||||||||||||||||
Malagasy interpretation | Enti-milaza famoizan-zavatra nandrasan-tsy tonga. [1.1 #45]
Tsy misy porofon' ny fahaverezana mihoatra noho ny tsy fahitana ilay zavatra na ny tsy fandrenesana ny feony. [1.1 #534] | ||||||||||||||||||||
French translation | Si le coq n’a pas déjà chanté, c'est que le chat l'a mangé [1.3]
Si le coq n' a pas encore chanté (le matin), c' est qu' il a été pris par un chat sauvage. [2.165] Si le coq ne chante pas, c'est qu' il a été pris par un chat sauvage. [2.415 #744] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | Attente déçue [1.3] | ||||||||||||||||||||
Index |
| ||||||||||||||||||||