|
|
|
|

Index

Proverbs : antonontonony

Proverb 1Lasa tsy antonontonony, toy ny fihinan-trafon-kenam-banga : tsy re tsiro, dia voatelina. [2.653 #1340]
Lasa tsy antonontonony, toy ny fihinan-trafon-kenan' ny banga : tsy re tsiro dia voatelina. [2.558 #1753]
Ny fihinan-trafon-kenam-banga: lasa tsy anfonontonony, tsy re tsirony, dia voatelina. [2.165]
Ny fihinan-trafon-kenan' ny banga : lasa tsy antonontonony, tsy re tsiro dia voatelina. [2.558]
French translationUne personne édentée mangeant de la bosse de bœuf: cette viande descend trop vite, elle est avalée avant qu' on ait eu le temps d' en sentir la saveur. [2.165]

Proverb 2Tavin-kena am-bavan' antitra, ka lasa tsy antonon-tonony (mbola tsy re ny tsirony). [2.558 #4115]
Tavin-kena am-bavan' antitra : lasa tsy antonontonony. [2.415 #1865, 2.653 #3049]
French translationGraisse de viande dans la bouche d' un vieillard : elle est partie avant le temps. [2.415 #1865]
French interpretationPlaisanterie sur les édentés. [2.415 #1865]

Index