Index |
|
|
|
Proverbs : faladia
|
|
|
Proverb 1 | Kapila voahitsaka: mirefotra ihany fa any ambany faladia. [1.1]
|
Malagasy interpretation | Enti-milaza olona maivan-doha mihevi-tena ho zavatra: mipentsompentsona ihany, saingy tsy asian' ny olona vidiny. [1.1]
|
|
|
Proverb 2 | Raha tsy ny faladia no mivadika, raha tsy Itasy no iray sotro, tsy avelako tsy ho tonga any aho ! [2.415 #4220]
Raha tsy ny faladia no mivadika, raha tsy Itasy no tonga eran' ny sotro, tsy avelako tsy ho tonga any aho! [2.558 #3674]
|
French translation | Tant que ma plante des pieds ne se retournera pas, tant que le lac Itasy ne sera pas dans une cuiller, je ne laisserai pas que d' aller là-bas! [2.415 #4220]
|
|
|
Index |
|
|