|
|
|
|

Index

Proverbs : izay be no basy

Proverb 1Izay be no basy, ny vitsy lanin' ny vitsika. [1.1]
Malagasy interpretationTailalaon-teny enti-milaza fa ny fitambaran' ny maro no handresena ary tsy maharesy ny tena koa. [1.1]

Index