|
|
|
|

Index

Proverbs : mahareta

Proverb 1Didimaso asiana ody: mahareta, fa hahita ny soa. [2.653]
Didimaso asiana ody: mahareta fa hihavian' ny soa. [2.653, 2.165]
French translationUn chassieux auquel on applique un remède: patientez car vous irez mieux. [2.165 #2047]

Proverb 2Mahareta ny takona. [2.415 #6114, 2.653 #1410]
Mahareta ny takona, fa tsy misy tsy hiharihary. [2.558 #1860]
French translationSupportez en secret et patiemment ce que vous endurez. [2.415 #6114]
French interpretationTôt ou tard, la justice viendra. [2.415 #6114]

Index