|
|
|
|

Index

Proverbs : miankohoka

Proverb 1Tahaka ny vorombazaha: mitsilany lisaka ny tongony, raha miankohoka fisaka ny vavany. [2.558]
Tahaka ny vorombazaha: raha mitsilany, fisaka ny tongony; miankohoka, fisaka ny vavany. [2.653 #2968]
Tahaky ny vorombazaha : raha mitsilany, fisaka ny tongony ; miankohoka, fisaka ny vavany. [2.415 #794]
French translationC' est comme le canard : quand il est couché sur le dos, il a les pattes plates, quand il est couché sur le ventre, il a le bec plat. [2.415 #794]
French interpretationSe disait des supplications des petits qui demandaient pardon. [2.415 #794]

Index