Index

Proverbs : rano velona

Proverb 1Rano velona tarihin-dririnina: miala amy ny tany itoerany, fa tsy tonga amy ny hitarihana azy. [2.653 #2757]
Ranovelona tarihin-dririnina : miala amin' ny tany itoerany, fa tsy tonga amin' izay itarihana azy. [2.558]
Ranovelona tarihin-dririnina : miala amin' ny tany itoerany, fa tsy tonga amin' ny itarihana azy. [2.415 #3364]
French translationEau vive qu' on amène en hiver par des canaux dans un village : elle quitte bien l' endroit où elle était, mais elle n' arrive pas à l' endroit où on veut l' amener : elle se perd en route. [2.415]
French interpretationSe disait de ce qui se perd en route, par exemple l' argent dans un procès. [2.415 #3364]

Proverbs : ranovelona