Index |
|
|
|
Proverbs : vehana
|
|
|
Proverb 1 | Tandrok' osy ka tsy ampy vehana akory dia miolaka. [2.558 #4038]
Toy ny tandrok' ondrilahy : tsy ampy vehana akory dia miolaka. [2.558 #4331]
Toy ny tandrok' ondrilahy : tsy mbola lasa irain-jehy akory, dia miolana. [2.415 #5344, 2.653 #3233]
|
French translation | C' est comme les cornes des béliers : avant d' atteindre un empan de longueur, elles se tordent. [2.415 #5344]
|
French interpretation | Se dit des gens qui ne tardent pas à se dédire et à retirer leur parole. [2.415 #5344]
|
|
|
Index |
|
|