Entry (1/3) | 1 ava |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 tsy misy manakantsakana ny maso ka hita avokoa 4 Tany voafira ny hazo ka azo ambolena [Betsimisaraka] [1.78] 5 [Tanala] [1.78] 6 Enti-milaza fanesorana ny ahitra miara-maniry amin' ny voly [1.1] |
Explanations in English |
7 weeding [1.7] |
Explanations in French |
8 sarclage [1.8] |
Derivatives |
|
Entry (2/3) | 14 ava |
Part of speech | 15 noun |
Explanations in Malagasy |
16 Ambany; toerana idinan'ny rano mikoriana avy any ambony na "erà" [1.1] |
Examples |
17 fa raha avy erỳ an' ava kosa no mipoitra ny ra, dia sariho, fa matiko ny mamba. [1.406#] |
Derivatives |
|
Antonyms | 19 era |
Compound words |
|
Entry (3/3) | 22 Avà |
Part of speech | 23 name (biblical) [Full list] |
Explanations in English |
24 Ivah [2.996] |
Explanations in French |
25 Ivva [2.996] |
Vocabulary |
26 Holy Scriptures |
Biblical quotes | 27 Chapters and verses mentioning Avà |
Updated on 2023/10/19 |