|
|
|
|

Entry1  adaboka
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Azera, apotraka amin' ny tany: Nadaboky ny rivo-doza ilay hazo teo andrefan-tranonay
Explanations in English  4  [1.2] used of that which is thrown down violently
Explanations in French  5  [1.3] Qu'on jette en bas, qu'on rosse
Examples  6  [2.436#] Tsy maintsy adaboka aloha ny hazo vao azo refesina.
7  [2.606#] adaboka ny ombilahy hotsapain-doha ary manambana ny ombilahy ny fianakavian' ny Andratsoka.
Root  8  daboka
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :
Compound words 

Anagrams  14  adaboka, boadaka

Updated on 2025/01/21