Entry | 1 afatratra |
Root | 2 fatratra |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Ampidirina an-kery, asisika, aletra: Afatraro ao anatin' io lasaka io daholo ireo boky ireo fa maika |
Explanations in English |
5 [1.2] to be put close. |
Explanations in French |
6 [1.3] qu'on presse, qu'on bourre, qu'on fourre |
Examples |
7 Alohan' izany, tsy maintsy afatratra amin' ny gony ary zairina. [2.472] |
Morphology |
|
Updated on 2024/12/07 |