Entry | 1 afofandiovana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] (Fia. krist.) Toerana anefan' ireo nihavana tamin' Andriamanitra talohan' ny nahafatesany ny sazim-pahotana vitany, ka idiovany alohan' ny hidirany amin' ny fiainan-tsambatry ny lanitra |
Vocabulary |
4 Religions, Beliefs |
Elementary words | 5 afo, fandiovana |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |