Entry | 1 akoran-javatra |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Anarana omena ireo harena sy vokatry ny tany, toy ny metaly tsy voaempo, ny landihazo..., tsy mbola voahodina ho zavatra azo ampiasaina 4 [1.13] akora ahodina ho tonga zava-hita |
Explanations in French |
5 [1.13] matières premières |
Vocabulary |
6 Economy: (in general) |
Elementary words | 7 akora, zavatra |
Synonyms | 8 akoram-bokatra, akoran-draha |
Updated on 2024/12/10 |
![]() |