|
|
|
|

Entry1  akoran-javatra
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Anarana omena ireo harena sy vokatry ny tany, toy ny metaly tsy voaempo, ny landihazo..., tsy mbola voahodina ho zavatra azo ampiasaina
4  [1.13] akora ahodina ho tonga zava-hita
Explanations in French  5  [1.13] matières premières
Vocabulary  6  Economy: (in general)
Elementary words  7  akora, zavatra
Synonyms  8  akoram-bokatra, akoran-draha

Updated on 2024/12/10