|
|
|
|

Entry1  alika maty
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] enti-milaza zavatra na olona mahasosotra izaitsizy: Andeha mandeha any ilay alika maty itỳ; alika izany! a!ika ilay Rangahy iny k' itỳ!: mba tena mampitolagaga izany! Famantsy na mahay ilay Rangahy iny k' itỳ!
Elementary words  4  alika, maty

Updated on 2024/12/07