|
|
|
|

Entry1  anakandriamaso
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.78] [Betsimisaraka] faritra boribory sy mainty ao amin'ny atimaso
4  [1.1] Ilay zavatra ao anaty voamaso, izay idiran' ny tsirim-pahazavana fototry ny fahitana.
Explanations in English  5  [1.2] [maso, the eye.] The pupil of the eye.
Explanations in French  6  [1.3#35] la pupille de l'oeil
Examples  7  [2.588#] ary hotandremanay toy ny anakandriamaso
8  [2.996#] ary tehiriziny hoatra ny anakandriamaso ny soa ataon' ny olona
9  [2.424#] Jereo ihany koa ny fihetsiky ny maso, ny haben'ny anakandriamaso
Vocabulary  10  Biology
Elementary words  11  anakandriana, anaka, andriana, maso
Compound words 

Updated on 2024/12/21