Entry | 1 anakantsaina |
Part of speech | 2 adverb [Full list] |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Any antsaina, any an' eritreritra fotsiny: Ndeha hohaniko io paiso io, hoy izy anakantsainy |
Explanations in French |
4 [1.3][anakan-tsaina] dans l'esprit |
Elementary words | 5 anaka, saina |
Analogs | 6 anakampo |
Anagrams | 7 anakantsaina, anatsikanana, nanatsakanay, natsananakay |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |