|
|
|
|

Entry1  anikeo
Part of speech  2  adverb [Full list]
Explanations in Malagasy  3  isan' ireo teny miforona avy amin' ny hoe any milaza fotoana izy ity, toy ny hoe: aninaraina, aninantoandro, anitontolo, ets. Mompera Callet mihevitra azy ho fanakambanana teny telo hoe any-ka-eo. Misy manoratra azy hoe anikeheo, nefa tsy hita izay mahamarina izany [1.10]
4  [anikeHEo] Mpamaritra matoanteny enti-milaza fotoana vao haingana ao anatin' ny andro iresahana ihany [1.1]
5  [anikeHEo] anondroana ny fotoana vao haingana, mialoha ny itenenana; tamin' ny fotoana vao lasa teo [1.62]
Explanations in English  6  used in speaking of some part of the past day [1.2]
7  just now, a short time ago [1.7]
Explanations in French  8  [anikeHEo] dans la partie écoulée du jour présent, il n'y a qu'un instant [1.3]
9  tout à l'heure (temps passé) [1.8]
10  tout à l'heure (dans la partie écoulée du temps présent) [1.5]
Examples  11  tonga anikeheo i dadatoanay [1.1]
12  Nodimandry aninkeheo maraina! [2.529]
13  nandalo teto izy aninkeheo fa tsy nahandry anao [1.62]
14  Sahala amin' ny tsy nisy ilay horakoraka aninkeo. [2.4]
15  Toky no omeko anareo, tsy hisy tabataba intsony, toy ny anikeo maraina. [2.270#]
Other spellings  16  aninkeheo, aninkeo
Analogs  17  aninaraina

Anagrams  18  anikeo, enaiko

Updated on 2021/10/09