|
|
|
|

Entry1  aninkeheo
Part of speech  2  adverb [Full list]
Explanations in Malagasy  3  [0] jereo aniKEo
Examples  4  Maty masoandro aninkeheo no nandaozanay an' i Maroantsetra hianavaratra. [2.471#]
5  nilamina loatra" ny saiko aninkeheo azon' ny sigara, ka natory tsy satry aho. [2.285#]
6  Ary nanjary orana nahavonto lamba ilay erika aninkeheo, ka nahatsiaro nangatsiaka Zaka. [2.5#]

Updated on 2024/12/10