|
|
|
|

Entry1  ankaromiafina
Part of speech  2  adverb [Full list]
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Enti-milaza zavatra tsy tiana ho fantatr' olona, afenina mafy; tsiambaratelo: Tsy tratra namosaka ny ankaromiafiny izy raha vao nahare izany teny izany
Explanations in English  4  [1.2#235] in concealment
Explanations in French  5  [1.3#50][an-karomiafina] dans la corbeille dérobée à la vue
[an-karomiafina] Figuré: en secret
Elementary words  6  harona, miafina

Anagrams  7  ankaromiafina, mifanakoriana

Updated on 2025/01/21