Entry | 1 ankaromiafina |
Part of speech | 2 adverb [Full list] |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Enti-milaza zavatra tsy tiana ho fantatr' olona, afenina mafy; tsiambaratelo: Tsy tratra namosaka ny ankaromiafiny izy raha vao nahare izany teny izany |
Explanations in English |
4 [1.2#235] in concealment |
Explanations in French |
5 [1.3#50][an-karomiafina] dans la corbeille dérobée à la vue [an-karomiafina] Figuré: en secret |
Elementary words | 6 harona, miafina |
Anagrams | 7 ankaromiafina, mifanakoriana |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |