Entry | 1 ankaso |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fanaovana izay hahavoa ny sasany na izay hahasimba ny ataony na ny fananany: Aoka tsy hifanao ankaso Avy amin' itỳ farany itỳ indrindra no niavian' ny hoe ankaso: an-kasomparana, an-kaso, ankaso Fahavoazana mihatra amin' ny tena noho ny afitsoky ny fiainana: Loza ny ankason' ny tany |
Explanations in English |
4 [1.7] taking by force; malicious damage |
Explanations in French |
5 [1.8] du mal fait à quelqu'un |
Examples |
6 Ary tsy mpamono olona nasesiky ny tsy nahy, fa mpamono olona noho ny ankaso fotsiny izao. [2.471] |
Synonyms | 7 ankasomparana, filambanony, hasomparana, hetraketraka, sotasota |
Analogs | 8 hetraketraka, filambanony, sotasota, hasomparana |
Compound words |
|
Anagrams | 10 |
Updated on 2025/01/21 |