|
|
|
|

Entry1  antontanisa
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.62] fikajiana ny hakitroka aseho amin' ny isan-jato: Raha jerena ny antontanisa nivoaka tamin' ny taona lasa iny dia mitombo ny zaza miditra an-tsekoly
Explanations in French  4  [1.13][antontan' isa] statistique
Examples  5  [4.7] Noho izay tsy fahalalàna izay dia tafakatra 54%-n'ny ankizy no matin'ny tsy fahampian-tsakafo avokoa, araka ny antontanisa farany
6  [4.39] Somary misy fahasamihafana anefa ny vidin-tsolika raha ny antontanisa etsy ambony no asian-teny
Vocabulary  7  Mathematics: statistics
Elementary words  8  antonta, isa
Synonyms  9  statistika
Compound words 

Updated on 2024/12/10