Entry |
arinteny > arintany
|
Elementary words | arina ;
tany |
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Arina vita-Nanahary hita any ambanin' ny tany, avy amin' ireo hazo na ala nivelona efa taon-jato maro ka voatototra tany anaty tany ary mbola mitahiry herim-pirehetana izaitratra [1.1]
|
Explanations in English | [ arin-teny ] Coal [1.2, 1.7]
|
Explanations in French | [ arin-teny ] Charbon de terre [1.8, 1.13]
|
| [ arin-teny ] Houille [1.13]
|
Examples | Ny arintany izay ataina any an-dafy dia tena zava-maniry efa tonga mafy noho ilay zavatra manindry azy ao ambony izay efa nanarona azy ela.
[1.357]
|
Vocabulary |
Compound words |
|
|